An open API service indexing awesome lists of open source software.

https://github.com/albertrafalimanana/jeux-andry-rajoelina

Mada Escape - Jeux Andry Rajoelina 2025
https://github.com/albertrafalimanana/jeux-andry-rajoelina

andry andry-rajoelina blockfall cordova game html-css-javascript jeux madaescape rajoelina website2apk

Last synced: 4 months ago
JSON representation

Mada Escape - Jeux Andry Rajoelina 2025

Awesome Lists containing this project

README

          

Bonjour, Albert RAFALIMANANA no anarako, Asehoko anareo eto ny Code Source an'ilay application Jeux Andry Rajoelina

Ity Jeux Andry Rajoelina ity dia antsoina @ Tena anaran'ny hoe (Mada Escape) tsy inona fa projet HTML/CSS & JavaScript vanilla ihany (Projet Web),
kanefa afaka avadika ho application Android ity projet Jeux ity rehefa miaraka @ ireo logiciel izay famadihana ny Projet Web (HTML/CSS & JS) ho lasa application android toy ny :

- CORDOVA
- Adobe PhoneGap
- etc.....

Efa version vaovao izy ity ary atolotra anareo ny Code Source ka na iza na iza dia afaka manova sy manatsara kanefa mba tsarovy ihany ny anarako (Albert Rafalimanana)
@ ity Version vaovao (MadaEscape V 0.2) ity dia toy izao ny fonctionnalité :

Toy ny Mahazatra dia miezaka miala mba tsy hidona na tsy hikasihan'i Madagasikara @ Andry Rajoelina isika fa saingy rehefa feno 3000 ny Score dia Afaka mitoraka Vongan-tay an'i Andry Rajoelina isika mianakavy,
Mendrika an'i Andry Rajoelina tokoa anefa ity fitorahana Vongan-tay azy ity ary ny irariana dia ny hidiran'izany ao ambavany ao satria izy ilay filoham-pirenena tsy manjary indrindra ety ambonin'ny tany sady rain'ny Lainga ihany koa.

Andry Rajoelina Pory Kindindreniny ! Lelen'alika !